|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy hita pesipesenina |
| Singan-teny | 2tsy, 3hita, 4pesipesenina |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7complètement invisible, incompréhensible.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina!
[2.270#]
9 Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [2.472] 10 Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [2.996] |
| Tovy hevitra | 11tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|